Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa itafio Jesoa Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany". Romana 13 : 14
Tohiny

"Ary na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ranomasina izy". Marka 9 : 42
Tohiny

"Indro, lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo". Salamo 127 : 3
Tohiny

"Ary tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dàlana, na mandry, na mifoha". Deoteronomia 6 : 5;7
Tohiny