"Ranonoram-pitahiana no nalatsakao tamin'ny lovanao, Andriamanitra o; ary raha kotra izy, dia novelombelominao". Salamo 68 : 9
Tohiny
"Ary niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto". Marka 6 : 7
Tohiny
"Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako". Ohabolana 8 : 32
Tohiny
"Mihainoa, ry Isiraely o, fa efa hanafika ny fahavalonareo ianareo anio; koa aza ketraka ny fonareo ary aza matahotra, na mikorapaka foana, na mangorohoro noho ny tahotra azy; fa Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo hiady ho anareo amin'ny fahavalonareo mba hamonjy anareo".Deoteronomia 20 : 3 - 4
Tohiny



