Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mandehana ary, vorio ny Jiosy rehetra izay hita ato Sosana ary mifadia hanina noho ny amiko, ka aza mihinana na misotro hateloana na andro na alina; ary izaho sy ny ankizivaviko hifady toy izany koa, ary amin'izany no hidirako ao amin'ny mpanjaka, na dia tsy araka ny lalàna aza; koa raha tàhiny maty aho, dia…
Tohiny

"Dia hamasino izy, fa ny hanin'Andriamanitrao no ateriny; ho masina aminao izy, fa masina Aho Jehovah, Izay manamasina anareo". Levitikosy 21 : 8
Tohiny

"Ary niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masina sy marina o, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin'izay monina eny ambonin'ny tany?" — Apokalypsy 6 : 10
Tohiny

"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro". Hebreo 10 : 25
Tohiny