RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA. (Lioka 13 :1-5) Mahatsiravina hoy ianao ny tantaran’ilay Galiliana tonga nanao fanatitra tao amin’ny tempoly, dia novonoin’i Pilato, ary ny ràny naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny. Tena mba malchance hoy ianao izany lehilahy valo ambin’ny folo nianjeran’ny tilikambo tany Siloama izany. Jesoa tsy miteny aminao hoe : ilay Galiliana meloka kokoa,…
Tohiny
BANJINO ANDRIAMANITRA
« Manandra-peo ny riaka, Jehovah o, eny, manandra-peo ny riaka; mampirohondrohona ny feony ny riaka. Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo ». Salamo 93 :3-4 Mihoatra noho ny riaka, mihoatra noho ny rano sady be no mahery ny voninahitr’i Jehovah. Hiresaka ny voninahitr’i Jehovah any…
Tohiny
RESAKA OBEISSANCE ABSOLUE ET SANS CONDITION
« Ary rehefa nitsahatra niteny Jesoa, dia hoy Izy tamin'i Simona: Mandrosoa ho any amin'ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano.Fa Simona namaly ka nanao hoe: Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na inona; kanefa noho ny teninao; dia halatsako ihany ny harato. Ary rehefa nataony izany, dia…
Tohiny
JESOA TIA MAMPIANATRA
« Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin'Andriamanitra, dia nijanona teo amoron'ny Farihin'i Genesareta Jesoa; ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin'ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony. Ary niditra teo amin'ny sambokely anankiray izay an'i Simona Izy, dia nangataka taminy hihataka kely amin'ny tany. Dia nipetraka teo…
Tohiny