"Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesoa* hiaraka aminy". [*Na: tamin'ny alalan'i Jesoa] I Tesaloniana 4 : 13-18 (and.14)
Tohiny
"Ary hoy Izy taminy: Izany no voasoratra, fa Kristy hiaritra ka hitsangana amin'ny maty amin'ny andro fahatelo". Lioka 24 : 44-49 (and.46)
Tohiny
13 APRILY 2025 – ALAHADIN’NY DORKASY – FANKASITRAHANA NY MPITANDRINA SANTATRA RAHARISON
HORONANTSARY SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ry06idvCLZrYp3oEYghvygFS_08UlnH_Ii4LE5XlCYqYvBOhyHoILaO81ZixBiB5dMZd0TU' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Olona tahaka anareo ihany izahay ary mitory ny filazantsara aminareo, mba hialanareo amin'izao zava-poana izao hanatona an'Andriamanitra velona, Izay nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny".Asan'ny Apostoly 14 : 11-18 (and.15)
Tohiny



