"Ny fietren-tena no nanaovana Azy resy lahatra; Ary iza no hahalaza ny amin'ny niara-belona taminy ? Fa ny ainy nesorina tamin'ny tany (Isaia 53 : 7 - 8)". Asan'ny Apostoly 8:33
Tohiny
ANDRIAMANITRA MOMBA ANTSIKA
Romana 8:31-32 : "Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika? Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?" ANDRIAMANITRA MOMBA ANTSIKA Andriamanitra momba antsika. Amin’ny Segond izy dia hoe : « Dieu…
Tohiny



