"Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra". II Timoty 3 : 16 - 17
Tohiny
MOFONAINA ALAROBIA 25 SEPTAMBRA 2024 – Marka 5:25-34
Mc 5:33 Ilay vehivavy narary 12 taona nandray fahasitranana avy amin'i Jesoa. Finoana fanasitranana tonga finoana nahavonjy. Miorina amin'ny finoana 1- Tompon'andraikitra (nankeo Aminy) Nankeo: valin'ny antson'ny Tompo ho amin'ny famonjena "Mankanesa aty amiko..." (Mt 11:28). Voambolana mampifamatotra ny Mpamonjy sy ireo mila famonjena. Ny olona miorina amin'ny finoana dia mijoro ho tompon'andraikitra amin'ny tenany,…
Tohiny
"Ary hoy Izy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana* anao: mandehana soa aman-tsara, ary sitràna amin'ny aretinao". [*Grika: namonjy] Marka 5 : 34
Tohiny
Mofonaina 24 Septambra 2024 – Efesiana 1:7-14
Eph 1:7-14 1-NY BOKY 11-Fandraisan’anjaran’ny tsirairay : (Toko 6 ,Taona 60-62 tany Roma tao am-pifatorana. Milaza andininy tadidinao) 12-Fanampiny Naorin’i Paoly ny Fiangonana tao Efesosy Ac 18.18 ss ary naharitra tao 3 taona izy Ac:20.31. Antsoina hoe Epistilin’ny fihavanana ity epistily ity (fifaliana/Filipianina; Famindram-po/Filemona; Kolosianina/Fampihavanana) 13-Drafitry ny boky 1-(1-3) : Ny Fikasan’Andriamanitra momba ny famonjena 2-…
Tohiny