Tsianjery Alahady 02 Jona 2019
"Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo". 1 Korintiana 6:19
Tohiny
"Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Ianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin'izay tany marina". Salamo 143:10
Tohiny



