"Ary haoriko ny fanekeko ho amiko sy ho aminao mbamin'ny taranakao mandimby anao hatramin'ny taranaka fara mandimby, ho fanekena mandrakizay, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao mandimby anao Aho. Ary homeko anao sy ny taranakao any aorianao ny tany fivahinianao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay; ary ho Andriamaniny Aho". Genesisy 17 :…
Tohiny
MOFONAINA 01 OKTOBRA 2024 – Efesiana 2:1-10
Mofonaina 01 Oktobra 2024 Efe 2:1-10 1 - NY BOKY 11 - Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 6, nosoratana tamin’ny taona 60-62 AD, Paoly no nanoratra. Epistilin'ny Fifatorana. Foto-kevitra lehibe: Fihavanana. 12 - Fanampiny: (Jereo ny FMSM 240924) 13 - Drafitry ny boky: (Jereo FMSM 240924) 2 - FAMARITANA NY TEKSTA SY RAKI-BOLANA 21 - Ity teksta…
Tohiny
"Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy". Efesiana 2 : 10
Tohiny
MOFONAINA 30 SEPTAMBRA 2024 – Genesisy 35:9-15
Ny Tompo no mampiorina amin'ny finoana 1 - Miantso sy manova Gn 35:10 Rehefa avy tany Mesopotamia, Jakoba dia tafahaona tamin'Andriamanitra indray tao Betela (tranon'Andriamanitra). Fihaonana nandraisana fiantsoana anaram-baovao, Fizina vaovao: Jakoba (Mihazona ny ombelahin-tongotra) tonga Isiraely (Gn 32:28-29 tao Peniela sy Gn 35:10 tao Betela). Isaky ny mihaona amin'Andriamanitra isika dia ampahatsiahiviny fa efa…
Tohiny