"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy". Asan'ny Apostoly 2:4
Tohiny
Diakona sy Loholona “Fanekena ny finoana”
Diakona sy Loholona "Fanekena ny Finoana"
Tohiny
"Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy". 2 Korintiana 3:18
Tohiny



