Tsianjery Alahady 23 Jona 2019
"Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy". Jakoba 4:4
Tohiny
"Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy". Jakoba 4:10
Tohiny



