Ankatoka 30 Jona 2019
Isan’ny Mpandray: 454 MPANDRAY FANASAN’NY TOMPO RAISIN-TANANA HIFINDRA ETO ISOTRY FITIAVANA 1/ RANAIVOHARIJAO Mihaja Ny Fitiavana, avy amin’ny FJKM ANTARANDOLO FITIAVANA 2/ RAKOTOARISON Rafarasoa Alice, avy amin’ny FJKM MALAHO VAOVAO 3/ RAKOTONANAHARY Narindra Emilie, avy amin’ny FJKM MALAHO VAOVAO 4/ RANJAKASON Solofo Nampoina Naina, avy amin’ny FJKM MANAREZA 5/ RANDRIANASOLO Narimbolatiana, avy amin’ny…
Tohiny
Tsianjery Alahady 28 Jolay 2019
"Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao". Matio 28:19-20
Tohiny
"Ny olonao tamàn-toerana teo; mamboatra ho an'ny ory araka ny fahasoavanao Ianao, Andriamanitra o". Salamo 68:10
Tohiny



