Vaovao

MOFONAINA 11 OKTOBRA 2024 – Lioka 5:33-38

Zoma 11 Oktobra 2024 - Lioka 5:33-39 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Sal 119,25-32 +Hira 7 (ffpm) +Vavaka Hira 268 :1.3 +Soratra Masina  : Lioka 5,33-39 + Hira 186/1.5 Fiaraha-mandinika Soratra Masina +Vavaka Hira 545 :1 + Tsodrano   Fiaraha-mandinika Soratra Masina Lioka 5:33-39 1. NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko 24, nosoratana tamin'ny taona 70-93…
Tohiny

"Ary tsy misy olona manisy divay vaovao no anaty siny hoditra tonta; fa raha izany, ny divay vaovao mahatriatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba foana ny siny hoditra; Fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao". — Lioka 5 : 33 - 39 (and.37-38)
Tohiny

"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be".  Isaia 40 : 29
Tohiny

MOFONAINA 09 OKTOBRA 2024 – KOLOSIANA 1:1-8

Mofonaina 09 Oktobra 2024 - Kolosiana 1:1-8 1. KRISTY LOHARANON'NY FIHAVAOZANA Kol 1:1-2 Paoly mpanenjika Kristianina no tonga Apostolin'i Kristy. Kolosianina jentilisa mpanompo sampy no tonga olona masina sy mahatojy ao amin'i Kristy. FMHRN Ny lalana taloha ihany no izorana. Ny fanao hatrizay notohizana. ANTSO Mba hiverina sy iorina tsara ao amin'i Kristy anie ny…
Tohiny