"Fa aza miodina amin'i Jehovah ianareo, ary aza matahotra ny tompon-tany; fa hanina ho antsika ireo; ny fiarovany efa niala taminy, ary Jehovah momba antsika; koa aza matahotra azy ianareo". Nomery 14:9
Tohiny
40è VFL Foibe – 25 AOGOSITRA 2019
Faha 40 taonan'ny VFL Foibe. Fanentanana ho fanohanana ny fanorenana ny Fiangonana any Morondava. [gallery ids="12612,12610,12609,12611"]
Tohiny



