Vaovao

MOFONAINA 23 OKTOBRA 2024 – Joba 42:1-6

 FANDAHARANA Salamo 130:1-6 Hira 5 (FFPM) Vavaka Hira 482/4.5 (FFPM) Soratra Masina : Joba 42:1-6 Hira 334/1 (FFPM) HAFATRA Vavaka + RZA Fanekem-Pinoana 1 Hira HF8/2 Tsodrano   Joba 42:1-6 Konteksta Joba nilaozan'ny fifaliana ary tonga tamin'ny fijaliana. Nilaozan'ny harena ka tonga tamin'ny fahantrana. Joba 40-42: Fihaonany manokana amin'Andriamanitra ka anehoany faharesen-dahatra ho tsinontsinona…
Tohiny

"Fandrenesan'ny sofina ihany no nandrenesako Anao; Fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao; Koa dia miaiky sy mibebaka eto amin'ny vovoka sy ny lavenona aho". — Joba 42 : 1 - 6 (and.5-6)
Tohiny

MOFONAINA 22 OKTOBRA 2024 – Efesiana 4:17-24

Talata 22 Oktobra 2024 FANDAHARANA: Fiantsoana sy Fiderana : Salamo 119:9-16 Hira: 42/1.6.7 (feon-kira: 7ffpm) Vavaka Hira: 207/2 Soratra Masina: Efesiana 4:17-24 Hira: 470/1.4 Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira: 465/3 Tsodrano 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Indreto misy lohahevitra vitsivitsy misongadina ao amin’ny boky: 121- Ny famonjena vitan’i Kristy no mampiray…
Tohiny

"Fa mba hohavaozina kosa ianareo amin'ny fanahin'ny sainareo, ary mba hotafinareo ny toetra* vaovao, izay noforonina araka an'Andriamanitra amin'ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana". [*Grika: olona] Efesiana 4 : 17 - 24 (and.23-24)
Tohiny