Vaovao

"Andraso ny ondrin'Andriamanitra izay eo aminareo*, mitandrina azy tsy an-tery, fa amin'ny sitrapo, [*araka an'Andriamanitra]; tsy amin'ny fitiavana harena maloto, fa amin'ny zotom-panahy". * [* Na: izay andraikitrareo] — I Petera 5 : 1-4 (and.2)
Tohiny

"Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny". — Isaia 42 : 1-4 (and.4)
Tohiny

MOFONAINA 19 NOVAMBRA 2024 – 1 Tim 4:11-16

Talata 19 Novambra 2024   FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Soratra: Salamo 119:97-104 Hira: 9 - Ry Tompo Zanaharinay Vavaka Hira: 177 (and. 2 sy 4) - Ry Fanahy Mpanazava... Soratra Masina: 1 Timoty 4:11-16 Hira: 761 (and. 1) - Ry Jesoa Zoky Be Fitia... Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira: 427 (and. 1) - Ho Vavolombelonao...…
Tohiny

15-16 NOV 2024 – FISINTONAN’NY FDL SY SOLOTENA SAMPANA AO @ MD, OMBAM-BADY

Fisintonan'ny Fikambanan'ny Diakonina sy Loholona, miaraka amin'ireo Solon-tenan'ny Sampana ao amin'ny Mpihevi-draharaha, samy ombam-bady avy. Teny Ambiatibe ( Talatan'ny Volonondry ) Zoma 15 - Sabotsy 16 Novambra 2024 [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyQYtNAmF2dx0T4_k7M-i268JauM8JEAds52tULxfxIkZrN8LdSpNb4pBO-VRRiL_4e04fh' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny