"Ary noho izany dia mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra, izay ao anatinao tamin'ny fametrahako ny tanako". II Timoty 1 : 6 -12 (and.6)
Tohiny
17 – 20 JOLAY 2025 – TAFIKA MASINA – DISTRIKAN’ANKAZOBE
TAFIKA MASINA notanterahina tany amin'ny - FJKM SOAMAMPIRAY - FJKM ANTANETIBE - FJKM ANKAZOTSARA MARITIORA district Ankazobe
Tohiny
"Fa raha sitrak'Andriamanitra, Izay nanokana ahy hatrany an-kibon'ineny ny niantso ahy tamin'ny fahasoavany". Galatiana 1 : 11-17 (and.15)
Tohiny



