"Koa mahereza ianareo, fa aza miraviravy tanana; fa hisy valim-pitia tokoa ny ataonareo". 2 Tantara 15:7
Tohiny
"Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana: ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy; ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony ianareo; ny fitsarana, satria ny andrianan'izao tontolo izao dia efa voatsara". Jaona 16:8-11
Tohiny



