"Ary hoy Izy tamin'ireo: Na zovy na zovy no mandray io zaza io noho ny anarako dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy; fa izay kely indrindra ao aminareo rehetra, dia izy no lehibe". Lioka 9 : 46-50 (and.48)
Tohiny
SABOTSY 21 DES 2024 – FISINTONAN’NY FDL & SOLOTENAN-TSAMPANA AO @ MD, SY VADY AMAN-JANAKA
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwLo3HS4gn6hmzTlCzozx0dbUnVMzS7QXce-EqF9ymC-JTYuxMncXTHWRNhQGITDKRm-7dV' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Ary hoy Izy: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao?" Genesisy 3 : 9-15 (and.11)
Tohiny
"Mahalala hietry aho, ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin'inona na amin'inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy halahelo". Filipiana 4 : 10 -19 (and.12)
Tohiny