Vaovao

"Nefa Izaho nangataka ho anao, mba tsy ho levona ny finoanao; ary rehefa mibebaka ianao, dia ampaherezo ireo rahalahinao".  Lioka 22 : 24-34 (and.32)
Tohiny

"Ary hoy Elisa: Aza matahotra; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy". II Mpanjaka 6 : 8-17 (and.16)
Tohiny

"Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany". Efesiana 6 : 10-13 (and.10)
Tohiny

"Fa tsy misy velon-ko an'ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an'ny tenany".  Romana 14 1: 12 (and.7)
Tohiny