Vaovao

"Ary tamin'ny hery be no nanambaran'ny Apostoly ny nitsanganan'i Jesoa Tompo; ary fahasoavana be no tao amin'izy rehetra".  Asan'ny Apostoly 4 :32-37 (and.33)
Tohiny

"Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy, dia nihahery aho ka nanao hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy".  Daniela 10 : 18:11- 19:1 (and.19)
Tohiny

"Lazao amin'izay reraka* am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy mitondra famaliana, dia ny famalian'Andriamanitra, eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo". [*Hebreo: maimaika]  Isaia 35 : 1-4 (and.4)
Tohiny

"Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho". Matio 18 : 15-20 (and.20)
Tohiny