Vaovao

"Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Jehovah Andriamanitro o, lehibe indrindra Ianao, Famirapiratana sy voninahitra no fitafinao". Salamo 104 : 1-5 (and.1)
Tohiny

"Ary hampodiko ny Isiraely avy amin'ny fahababoana, dia hanangana ny tanàna efa rava izy ka honina ao, ary hanao tanim-boaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy; Hanao saha koa izy ka hihinana ny vokatra".  Amosa 9 : 12-15  (and. 14)
Tohiny

"Izao no lazain'i Jehovah: Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? Ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako ? Fa izao zavatra izao no nataon'ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy…
Tohiny