"Jehovah o, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay". Fitomaniana 5 : 19-22 (and.21)
Tohiny
26 JANOARY 2025 – ALAHADIN’NY TARANAKA SY ANKOHONANA
HORONANTSARY SARY Azo fandrihina any amin'ny Vaomieran'ny Antontan'Isa na eo antokotanin'ny Fiangonana. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwcS6Bf1CpY-3gNWO3IIdKDtYHXFYAGcTBQ8i5omQMX0yGtFhwCozjHBW2jQxnl8tAht7Hb' main_size='1496' layout='mosaic']
Tohiny
"Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra". Jakoba 5 : 13-18 (and.16)
Tohiny
"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho'. Isaia 6 : 1 - 8 (and.8)
Tohiny