Vaovao

"Mba ho tonga amin'ny jentilisa ny fitahiana an'i Abrahama ao amin'i Kristy Jesoa, ary mba horaisintsika amin'ny finoana ny teny fikasana ny amin'ny Fanahy". Galatiana 3 : 10-14 (and.14)
Tohiny

"Fa ny marina ho velon'ny finoany*. [*Na: fa ny marina amin'ny finoana no ho velona]".  Habakoka 2 : 3-4 (and.4b)
Tohiny

"Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangina". Asan'ny Apostoly 18 : 1-9 (and.9b)
Tohiny