"Fa ataoko fa ny fahoriana amin'izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin'ny voninahitra izay haseho amintsika". — Romana 8 : 18
Tohiny
Tsianjery Alahady 29 Novambra 2020
"Izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika". — II Korintiana 1 : 22
Tohiny
"Ary amin'izany andro izany dia hahita ny Zanak'olona avy eo amin'ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy. Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo". — Lioka 21 : 27 - 28
Tohiny