Vaovao

"Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovan'ny tanako teo imasony". — Salamo 18 : 24
Tohiny

"Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran'i Jehovah eo anatrehanao; fa hiantra izay hiantrako Aho, ary hamindra fo amin'izay hamindrako fo". — Eksodosy 33 : 19
Tohiny

"Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin'ny faharetana amin'izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao"— Hebreo 12 : 1
Tohiny

"Ny asan'ny tanany dia fahamarinana sy fitsarana; Mahatoky avokoa ny didiny rehetra"— Salamo 111 : 7
Tohiny