Vaovao

"Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao". — Salamo 66 : 12
Tohiny

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay niteraka antsika indray araka ny haben'ny famindram-pony ho amin'ny fanantenana velona tamin'ny nitsanganan'i Jesoa Kristy tamin'ny maty, ho amin'ny lova tsy mety simba, tsy misy loto, tsy mety levona, voatahiry any an-danitra ho anareo"— I Petera 1 : 3 - 4
Tohiny

"Fa hoy Jesoa taminy: Izaho ihany; aza matahotra". — Jaona 6 : 20
Tohiny

"Ary rehefa nihinana ianao ka voky ary misaotra an'i Jehovah Andriamanitrao noho ny tany soa izay nomeny anao, dia mitandrema, fandrao hadinoinao Jehovah Andriamanitrao, ka tsy tandremanao ny didiny sy ny fitsipiny ary ny lalàny, izay andidiako anao anio; fandrao, rehefa nihinana ianao ka voky ary nanao trano tsara ka mitoetra ao, ary mihamaro ny…
Tohiny