HORONANTSARY SARY
Tohiny
19 OKTOBRA 2025 – ALAHADIN’NY FIMPIZ
HORONANTSARY SARY
Tohiny
"Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona". Jaona 15 : 11-16 (and. 16)
Tohiny
"Satria efa renay fa ny sasany izay avy tany aminay efa nanao teny nampitabataba anareo ka namadika ny sainareo, kanefa tsy nasainay nanao izany izy".Asan'ny Apostoly 15 : 22-29 (and.24)
Tohiny



