"Miverena ianareo hihaino ny fananarako; Indro, haidiko aminareo ny fanahiko, Ary hampahafantariko anareo ny teniko". Ohabolana 1 : 20-33 (and. 23)
Tohiny
"Mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra". — Matio 3 : 1-6 (and.2)
Tohiny
"Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Aza matahotra azy, fa efa natolotra eo an-tananao izy, ka tsy hisy hahajanona eo anoloanao izy na dia iray akory aza". Josoa 10 : 8-11 (and.8)
Tohiny
"Ry Ziona, izay mitondra teny soa mahafaly o*, miakara any an-tendrombohitra avo; Ry Jerosalema izay mitondra teny soa mahafaly o*, Asandrato mafy ny feonao, asandrato, fa aza matahotra; Lazao amin'ny tanànan'ny Joda hoe. Indro Andriamanitrareo! [*Na: Ry ilay mitondra teny soa mahafaly ho an'i Ziona] [**Na: Ry ilay mitondra teny soa mahafaly ho an'i Jerosalema]".…
Tohiny