Vaovao

"Fa ny miodina dia toy ny heloka amin'ny fankatovana, ary ny ditra dia toy ny manompo sampy sy terafima. Satria nandà ny tenin'i Jehovah ianao, dia nolaviny tsy ho mpanjaka kosa". — I Samoela 15 : 23
Tohiny

"Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy". — Galatiana 2 : 21
Tohiny

"Mihainoa, ry Isiraely o, fa efa hanafika ny fahavalonareo ianareo anio; koa aza ketraka ny fonareo ary aza matahotra, na mikorapaka foana, na mangorohoro noho ny tahotra azy; fa Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo hiady ho anareo amin'ny fahavalonareo mba hamonjy anareo". — Deoteronomia 20 : 3 - 4
Tohiny

"Ary Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an'Andriamanitra". — Marka 11 : 22
Tohiny