Vaovao

01 NOVAMBRA 2025 – FISINTONAN’NY TANORA

VAOMIERAN'NY ANKOHONANA SY FANABEAZANA MIHAINO - MIAINA - MITORY "Anaka, mihainoa, ka raiso ny teniko; Dia hihamaro ny taona hiainanao" (Ohabolana 4:10) FISINTONAN'NY TANORA SY NY ANKIZY : SABOTSY 01 NOVAMBRA 2025 LOHAHEVITRA 1- MANKASITRAKA NY FANAOVANA SIPA VE ANDRIAMANITRA ? Rev. Dr Tiana Alisoa RANAIVONARIARIVO (Mpitandrina FJKM Atsimon'i Mahamasina) 2- COMMENT GÉRER MA VIE SENTIMENTALE?…
Tohiny

"Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva".  Hosea 12 : 4-7 (and.7)
Tohiny

"Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa".  Jaona 14 : 1-7 (and.3)
Tohiny

"Fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho rava avokoa ity firenena ity". Jaona 11 : 47-53 (and.50)
Tohiny