"Mihainoa, Jehovah o, ka mamindrà fo amiko; Jehovah o, aoka ho Mpamonjy ahy Ianao. Efa nampody ny fisaonako ho fandihizana Ianao; efa nanaisotra ny lamba fisaonako Ianao ka nampisikina ahy fifaliana" — Salamo 30 : 10 - 11
Tohiny
"Dia nanao hira nifamalivaly nidera sy nisaotra an'i Jehovah izy, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony amin'ny Isiraely. Dia nihoby mafy ny olona rehetra, raha nidera an'i Jehovah, satria vita ny fanorenan'ny tranon'i Jehovah". — Ezra 3 : 11
Tohiny
"Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany". — Jaona 15 : 13
Tohiny
28 NOVAMBRA 2021 – JOBILY – ALAHADIN’NY EDIF
Ireo sary any amin'ny Komity
Tohiny
