"Dia tsarovy ny amin'ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina* ianao, dia ho tonga toy ny fihavin'ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao". [*Grika: hiari-tory] Apokalypsy 3 : 1-6 (and.3)
Tohiny
"Injany! misy feon'ny miantso mafy any an'efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah. Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (Isaia 40:3), dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an'efitra ka nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka". Marka 1 : 1-8 (and.3 - 4)
Tohiny
"Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin'ny sabatry ny vavako". Apokalypsy 2 : 12-17 (and.16)
Tohiny
ALAHADY 09 MARTSA 2025 – FAHA-60 TAONAN’NY STK ZOKINY
SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RxvqH0otg1gGFNhJlqCBB7cTliftOJs5iB4dMYusUqIIPw7fjy3pzJROYxoo9IKKmj2o9Rb' main_size='2048' layout='mosaic'] HORONANTSARY
Tohiny