Vaovao

ALAHADY 19 SEP 2021

image_pdfPDF

"Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin’ ny fitiavanao voalohany hianao. Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin’ ny fitoerany, raha tsy mibebaka hianao". Apokalipsy 2:4-5

image_pdfPDF

"Nefa ny ankabiazany dia tsy sitrak'Andriamanitra, fa naringana tany an'efitra". — I Korintiana 10 : 5
Tohiny

"Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina". — Jaona 7 : 24
Tohiny

"Fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra". — Romana 2 : 29
Tohiny