"Ary sasao ny fitafianareo amin'ny andro fahafito, dia hadio ianareo; ary rehefa afaka izany, dia mahazo miditra eo amin'ny toby ianareo". — Nomery 31 : 24
Tohiny
24 SEPTAMBRA 2021
Isan’ny MFT : 64 Fanapahan-kevitra 1/ Fampiasana trano fiangonana : CAMPUS POUR CHRIST : Sabotsy 23 Octobre 2021 @ 9h 30 hatramin’ny 12h (fampahafantarana sy ho fanolorana ary ho fitondrana am-bavaka ireo mpitarika vaovao sy ireo tompon'andraikiha eto anivon’ny Fikambanana) 2/ Fampafahantarana Bazar Fitiavana: atao ny Sabotsy 18/12/21 Olona nifindra fiangonana Atoa RAJAOMARIA Johnnito, avy amin’ny FJKM Manakambahiny…
Tohiny
24 JOLAY 2021
Isan’ny MFT : 115 Fanapahan-kevitra Fangatahana fanampiana Toeram-panonana Mpitandrina (Seminera FJKM Ambatobevanja) : Antso fiaraha-miasa : 120ème Sekolin-jazavavy Ambatobevanja / 30ème Séminaire : Tsangambato fanatsara ny foto-drafitr’asa simba sy rava (Asa vitaina mialohan’ny fidirana Octobre 2021) Omena 50 000 Ar Fanasiana feo litorjia : Salamo 32 : «Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany, Sambatra ny olona…
Tohiny
"Fa ao amin'i Kristy Jesoa dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 6
Tohiny