Vaovao

"Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo". — I Tesaloniana 5 : 18
Tohiny

"Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra". — Lioka 14 : 11
Tohiny

"Ary Hezekia nivavaka ho an'ireny ka nanao hoe: Jehovah tsara o, mamelà... Ary Jehovah nihaino an'i Hezekia ka nahasitrana ny olona". - II Tantara 30 : 18b;20
Tohiny

"Ho amin'ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan'i Jesoa Kristy Tompontsika. Amena". — Galatiana 6 : 18
Tohiny