1/ Fanapahan-kevitra Fisehoan’ny Katekomena hotokanana ny Novambra 2021 Fampiasana trano fiangonana : Chaîne d’honnêteté : Alahady 12/12/21 @ 2 ora tolakandro FMMB : Sabotsy 18 Desambra 2021 @ 1 ora hatramin’ny 5ora hariva (hanatanteraka fetin’ny Krismasy) Fangatahana fanampiana : Vondron’olona miara mivavaka SEKEMA FAHAZAVANA TSARAKOFAFA SP 31 TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA. Fangatahana fanampiana ho amin’ny fividianana tokontany hanorenana…
Tohiny
"Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy". — Fitomaniana 3 : 27
Tohiny
31 OKT 2021 – Jobily – Alahadin’ny AFF
SARY Afaka alaina any amin'ny Komitin'ny Jobily
Tohiny