Vaovao

"Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; mino aho fa Ianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra, Ilay ho tonga amin'izao tontolo izao". — Jaona 11 : 27
Tohiny

"Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah, dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny". — Jeremia 17 : 7
Tohiny

"Koa amin'izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka mankatò azy, dia hoharina amin'ny lehilahy manan-tsaina izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin'ny vatolampy. Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; nefa tsy nianjera izy, satria efa naorina teo ambonin'ny vatolampy". —…
Tohiny