Vaovao

"Farany, ry rahalahy, mifalia*, aoka ho tanteraka ianareo, mandraisa ny fampiononana, miraisa saina, mihavàna; ary Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana ho aminareo".[* Na: veloma] — II Korintiana 13 : 11
Tohiny

"Tsy misy masina tahaka an'i Jehovah, fa tsy misy afa-tsy Ianao; ary tsy misy vatolampy tahaka an'Andriamanitsika". — I Samoela 2 : 2
Tohiny

"Mihainoa, Jehovah o, ka mamindrà fo amiko; Jehovah o, aoka ho Mpamonjy ahy Ianao. Efa nampody ny fisaonako ho fandihizana Ianao; efa nanaisotra ny lamba fisaonako Ianao ka nampisikina ahy fifaliana" — Salamo 30 : 10 - 11
Tohiny

"Dia nanao hira nifamalivaly nidera sy nisaotra an'i Jehovah izy, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony amin'ny Isiraely. Dia nihoby mafy ny olona rehetra, raha nidera an'i Jehovah, satria vita ny fanorenan'ny tranon'i Jehovah". — Ezra 3 : 11
Tohiny