"Ary sambatra ianao izay nino; fa hefaina izay zavatra nampilazain'ny Tompo taminao". — Lioka 1 : 45
Tohiny
05 DESAMBRA 2021 – JOBILY – ALAHADIN’NY FANAMBADIANA
Fidirana voalohany Fidirana faharoa Ireo sary eny amin'ny Komity
Tohiny
"Koa nisy fifaliana be tany Jerosalema; fa hatramin'ny andron'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, dia tsy mbola nisy tahaka izany tany Jerosalema. Dia nitsangana ny Levita sy ny mpisorona ka nitso-drano ny olona; ary nohenoin'Andriamanitra ny feony, ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny fivavany". — II Tantara 30 : 26 - 27
Tohiny
04 DESAMBRA 2021
Isan’ny MFT : 110 I- FANAPAHAN-KEVITRA Budget 2022 : 386 553 000 Ar 52% : Fitoriana filazantsara 2%: Fanampiana Sekoly (FOIBE) (Tafiditra ao ny TOPAZA) 12%: Fampandehanan-draharaha 27%: Karaman’ny mpiasa Rakitra faha 3 : Tsy hanao fiangonana isika fa ny : Groupe électrogène : 40M Ar (Efa misy 20M Ar anjaran’ny Sampana (SA & SAMPATI & DORKASY) Fanamboarana orgue : 10M Ar Zaridaina…
Tohiny