"Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin'ny sabatry ny vavako". Apokalypsy 2 : 12-17 (and.16)
Tohiny
"Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesoa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara". Marka 1 : 14 - 15
Tohiny
"Koa mibebaha amin'izao haratsianao izao, ka mangataha amin'ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin'ny fonao". Asan'ny Apostoly 8 : 18-24 (and.22)
Tohiny
16 MARTSA 2025 ALAHADIN’NY FMKVF (Fikambanan’ny Mpitoriteny sy Katekista ary Vita Fiofanana)
HORONANTSARY SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rw0jD_NXBBjXxStrasZZp_gGGoBee6PdZsilLMxZyBCPG0YR_mTgBuiWtdAdyU2ysxU_kdJ' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny