"Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak'olona amin'izay ora tsy ampoizinareo". Lioka 12 : 35-40 (and.40)
Tohiny
16 NOVAMBRA 2025- ALAHADIN’NY SAMPATI SY RINDRAN-KIRA ARA-PILAZANTSARA
TORITENY RINDRAN-KIRA ARA-PILAZANTSARA SARY
Tohiny
"Fa ampy izay ny andro lasa ho nanaovana ny fanaon'ny jentilisa tamin'ny nandehanana tamin'ny fijejojejoana sy ny fanirian-dratsy sy ny fimamoana sy ny filalaovan-dratsy sy ny fisotroan-toaka ary ny fanompoan-tsampy izay fady indrindra. I Petera 4 : 1-6 (and.3)
Tohiny
"Miandrasa an'i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an'i Jehovah". Salamo 27 : 1-14 (and.14)
Tohiny



