Vaovao

"Jehovah no mahafaty sy mahavelona; izy no mampidina ho any amin'ny fiainan-tsy hita* ary mampitsangana". [*Hebreo: Sheola] — I Samoela 2 : 6
Tohiny

"Nefa fantatro fa na dia ankehitriny izao aza na inona na inona no hangatahinao amin'Andriamanitra dia homen'Andriamanitra Anao". Jaona 11 : 22
Tohiny

Janoary

JANOARY Alahady 2: Fanolorana fahafolon-karena 2 SAFIF: Fivorian'ny komity 2 AFF: Fotoam-bavaka na fiofanana (Efitrano DKN) 2 SVM: Vamieran'ny vatana 4 Dorkasy: Taom-baovaon'ny Loloha 4 SAFIF: Fotoam-pifohazana 4 AMPIFITIA: Fivorian'ny birao/ Fianaran-kira (Fg IF) 6 SA: Fivorian'ny birao 6 STK Zo:Fivorian'ny birao 6 AFF: Maraim-baovao (Efitrano DKN) 7 SAFIF: Fotoam-pifohazana 7 AMPIFITIA: Fianaran-kira (Fg IF)…
Tohiny

Febroary

FEBROARY 1 SAFIF: Fotoam-pifohazana 1 AMPIFITIA: Fivorian'ny birao/ Fianaran-kira (Fg IF) 3 AFF: Maraim-baovao (Efitrano DKN) 4 SAFIF: Fotoam-pifohazana 4 AMPIFITIA: Fianaran-kira (Fg IF) 5 STK Za: FIVORIAM-BE 5 TSANTA: Taom-baovaon'ny Tsantan'ny Fitiavana 5 SP SAMPATI: Fambolen-kazo Alahady 6 : Fanolorana fahafolon-karena 6 AFF: Fotoam-bavaka na fiofanana (Efitrano DKN) 6 SVM : Vaomieran'ny saina 6…
Tohiny