Fanoloran'ny SPAA ny Mpitandrina Miarisoa ANDRIANOMANANA teo amin'ny Mpihevi-draharaha
Tohiny
"Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesoa* hiaraka aminy". [* Na: tamin'ny alalan'i Jesoa] — I Tesaloniana 4 : 14
Tohiny
"Dia nandray ny tanan-drazazavavy Izy ka niteny taminy hoe: Talita komy, izany hoe, raha adika: Ry zazavavy, hoy Izaho aminao: Mitsangàna".Marka 5 : 41
Tohiny