Vaovao

"Jehovah, Izay namonjy ahy tamin'ny tanan'ny liona sy ny bera, Izy no hamonjy ahy amin'ny tanan'io Filistina io. Dia hoy Saoly tamin'i Davida; Mandehana, ary homba anao anie Jehovah". — I Samoela 17 : 15-37 (and.37)
Tohiny

"Ary satria mpaminany Joda sy Silasy, dia namporisika ny rahalahy tamin'ny teny maro izy ka nampahery azy". Asan'ny Apostoly 15 : 30-35 (and.32)
Tohiny

"Indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao". Matio 28 : 18-20 (and.20b)
Tohiny

"Nefa tsy lany ny koba tao amin'ny barika, ary tsy ritra ny diloilo tao amin'ny tavoara, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Elia". I Mpanjaka 17 : 10-16 (and.16)
Tohiny