Vaovao

"Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora". [*na: ho aty aminao] [**heb. voavonjy] Zakaria 9 : 9
Tohiny

"Ary ireo alitara teo an-tampon-trano ambony amin'ny tranon'i Ahaza, izay nataon'ireo mpanjakan'ny Joda, sy ny alitara izay nataon'i Manase tao anatin'ny kianja roa tamin'ny tranon'i Jehovah, dia noravan'ny mpanjaka ka notorotoroiny, dia nafafiny tany amin'ny lohasahan-driaka Kidrona ny vovony". II Mpanjaka 23 : 12
Tohiny

ALAHADY 30 OKTOBRA 2022

[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rwsnu_LfhnKcjCsHtrwAYCVJ4GiY4Mwhn6PgPJp8vOhoHtfted_sqMDeBwJJtv9n0Ge6cNY' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny