Vaovao

"Ary nifoha Izy, dia niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin'ny ranomasina hoe: Mangina, mitsahara. Ary dia nitsahatra ny rivotra, ka tony tsara ny andro". Marka 4 : 39
Tohiny

"Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy". Ezekiela 36 : 27
Tohiny

"Izaho dia Izaho ihany no Jehovah Ary tsy misy Mpamonjy afa-tsy Izaho". Isaia 43 : 11
Tohiny

"Ho lany ringana tsy ho ety amin'ny tany ny mpanota, Ary ny ratsy fanahy tsy ho ety intsony. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Haleloia". Salamo 104 : 35
Tohiny