"Fa hoy Jesoa taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino". Marka 9 : 23
Tohiny
"Dia hidina Aho ka hiteny aminao eo; ary Izaho haka amin'ny Fanahy Izay ao aminao ka hametraka izany ao amin'ireo, ary hiara-mitondra ity firenena ity aminao ireo, fa tsy ianao irery intsony no hitondra azy". Nomery 11 : 17
Tohiny
"Hoy Jesoa taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?". Jaona 11 : 40
Tohiny