"Dia namaly an'i Jesoa izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesoa taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany'. Matio 21 : 27
Tohiny
"Raha manjo anay ny loza, na sabatra, na famaliana, na areti-mandringana, na mosary, ary hitsangana manatrika ity trano ity sy eto anatrehanao izahay (fa ny anaranao no amin'ity trano ity) ka hitaraina aminao amin'ny fahorianay, dia hihaino Ianao ka hamonjy". II Tantara 20 : 9
Tohiny
ALAHADY 12 JONA 2022 – FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA-25 TAONAN’NY FDL NIARAHANA TAMIN’IREO EFA NANAO NY ASA FANOMPOANA DIAKONA
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RysmX23VQIs0qw5PouZZWjDa0ltrJHWVf_wREa4WVAGuFKBEsZz-QxlMnEiNjY9zi-TNIUd' title_position='none' main_size='2048' layout='mosaic'] https://www.youtube.com/watch?v=mCVvsIcrAqY
Tohiny