"Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy* ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka". [*Grika: manao blasfemia; izahao Matio 9:3] — Lioka 12 : 10
Tohiny
"Fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy". Marka 3 : 29
Tohiny
ALAHADY 21 MEY 2023 – ALAHADIN’NY CENTRE MEDICAL
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyenqkIB1igZu_EYQCBOFcskKo-32BoTN_fLXB5AM0ivpzid-onui66jcjcl0mHta2YcwlX' main_size='2600' layout='mosaic']
Tohiny




